|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 hany ka |
| Singan-teny | 2hany, 3ka |
| Sokajin-teny | 4 mpampitohy [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Teny mpampitohy mampifampiankina, milaza vokatry ny toe-javatra voalaza eo aloha.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6and so.
[1.2, 1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[any ka]
7tellement, de sorte que, de façon que.
[1.3#48] 8donc, c'est pourquoi. [1.8] 9tellement, de sorte que. [1.27#21] 10au point que, à tel point que. [1.66#730] |
| Ohatra |
11 hany ka te-hihaona aminao aho
[2.643#95]
12 Tsy nisy rivotra firy tao an-trano hany ka narary ny andohako [1.1] 13 Rarana tsy zaka, hany ka maty ([He] could not be advised, and so he is dead) [1.2] 14 Sarotra ho an'ny tantsaha ny fivelomana amin'ny tany, hany ka mampandositra azy [2.606#62] 15 Voasintoko io lamba io ary nanaraka ny vazy teo amboniny, hany ka nianjera ary vaky! [2.332#53] |
| Fivaditsoratra | 16 hakany, 17 hany ka, 18 hinaka, 19 nakahy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|